plt_tn/deu/20/06.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mamaritra ireo toe-javatra izay mamela ny lehilahy iray handao ny miaramiala.
# Misy lehilahy ve ... Aoka izy hody
"Raha misy miaramila eto manana tanim-boaloboka vaovao, nefa tsy mbola nioty ny voalobony, dia aoka izy hiverina any an-tranony"
# mba tsy ho faty an'ady izy ka olon-kafa indray no hisitraka ny vokatr'izany
Mamaritra toe-javatra izay mety hitranga amin'ny miaramila iray ilay manam-boninahitra. DH: "mba raha toa ka maty any an'ady izy, dia tsy hisy lehilahy hafa hioty ny vokatr'izany raha tokony ho izy"
# Misy lehilahy ve ao nifamofo tamim-behivavy ... Aoka izy hody
"Raha misy miaramila eto nampanantena ny hanambady vehivavy iray, nefa tsy mbola nanambady azy izy, dia aoka izy hiverina any an-tranony"
# mba tsy ho faty an'ady ka ho lehilahy hafa indray no hanambady azy
Mamaritra toe-javatra izay mety hitranga amin'ny miaramila iray ilay manam-boninahitra. DH: "mba raha toa ka maty any an'ady izy, dia tsy hisy lehilahy hafa haka vady azy raha tokony ho izy"