plt_tn/deu/20/05.md

797 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy milaza izay tokony ho lazain'ireo manam-boninahitry ny tafika amin'ny vahoakan'Iaraely mialohan'ny ady.

tsy maintsy hiteny ireo manam-boninahitra

Iray amin'ireo asan'ny manam-boninahitra ny manapa-kevitra hoe iza no afaka miala ao amin'ny tafika. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity.

Misy lehilahy ve ao ... handeha ary hiverina any an-tranony

"Raha misy miaramila eto nanorina trano vaovao ka tsy nitokana izany, dia aoka izy hiverina any an-tranony"

mba tsy ho faty an'ady izy ka ho lehilahy hafa indray no hitokana izany

Mamaritra toe-javatra izay mety hitranga amin'ny miaramila iray ilay manam-boninahitra. DH: "mba raha toa ka maty any an'ady izy, dia tsy hisy lehilahy hafa hitokana ny tranony raha tokony ho izy"