16 lines
968 B
Markdown
16 lines
968 B
Markdown
# Rehefa mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny fanjakany izy
|
|
|
|
Eto ny hoe "seza fiandrianana" dia maneho ny hery sy fahefan'ny olona iray amin'ny maha-mpanjaka. Ny hoe mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana dia midika hoe lasa mpanjaka. DH: "Rehefa lasa mpanjaka izy"
|
|
|
|
# tsy maintsy soratany ho an'ny tenany amin'ny horonan-taratasy ny lalàna
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "tsy maintsy manoratra dika mitovy amin'ity lalàna ity ao anaty horonan-taratasy ho an'ny tenany izy" na 2) "tsy maintsy manondro olona iray mba hanoratra dika mitovy amin'ity lalàna ity ao anaty horonan-taratasy ho azy izy"
|
|
|
|
# avy amin'ny lalàna izay eo anoloan'ireo mpisorona, izay Levita
|
|
|
|
"avy amin'ilay dika mitovy amin'ilay lalàna izay hazonin'ireo mpisorona Levitika"
|
|
|
|
# mba hitànany ireo teny rehetran'ireto didy aman-dalàna ireto, mba hitandremana azy ireo
|
|
|
|
Manana dika mitovy ireo fehezanteny roa ireo ary manamafy fa tokony mankato ny lalàn' Andriamanitra rehetra ny mpanjaka.
|