plt_tn/deu/16/09.md

899 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

manisà fito herinandro

"manisà 7 herinandro"

manomboka amin'ny fotoana hijinjanareo voalohany ny vary amin'ny antsy finjinjana

Ny fehezanteny hoe "hijinjana vary" dia fomba hanehoana ny fiantombohan'ny fotoam-piotazana.

antsy fijinjana

fitaovana misy faritra fisaka maranitra miolana ampiasaina hanapahana bozaka, vary, sy voaloboka.

miaraka amin'ny fandraisana anjara amin'ny fanati-tsitrapo avy eny an-tananareo izay ho homenareo

Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "ary hanome ny fanati-tsitraponareo ianareo"

araka ny nitahian'i Yaveh Andriamanitrareo anareo

"araka ny vokatra izay nomen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo." Izany dia midika fa ny olona dia hifototra amin'ny habetsaky ny atolotr'izy ireo amin'ny hamaron'izay notazan'izy ireo tamin'izany taona izany.