plt_tn/deu/15/15.md

914 B

tadidio fa andevo ianareo

Ireo razamben'izy ireo izay andevo nandritry ny taona maro dia tafiditra ao anatin'ity "ianareo" ity. DH: "tadidio fa efa andevo ireo vahoakanao"

io Yaveh Andriamanitrareo io

Yaveh manavotra ny vahoakan'Israely amin'ny fanandevozana any Egypta dia resahina toy ny hoe nandoa vola mba hanafahana ny vahoakany amin'ny fanandevozana Yaveh.

rehefa miteny anareo izy hoe: 'Tsy hiala eo aminareo aho.'

DH: "raha miteny anareo izy fa tsy hiala eo aminareo"

ny tranonareo

Eto ny hoe "trano" dia maneho ny fianakavian'ilay olona.

Ary alaivo ny haolo ka teveo amin'ny sofiny eo am-baravaranana

"ary hapetrakao eo akaikin'ny rafi-baravarana hazo ao a-tranonao ny lohany, ary avy eo apetraho eo amin'ilay hazo eo amin'ny ravin-tsofiny ny lohan'ilay haolo"

haolo

fitaovana maranitra ampiasaina handavahana.

mandrakizay

"hatramin'ny faran'ny fiainany" na "mandra-pahafatiny"