plt_tn/deu/13/15.md

377 B

amin'ny lelan-tsabatra

Eto ny hoe "lela" dia maneho ilay sabatra iray manontolo. DH: "amin'ny sabatrao"

ireo entana rehetra voababo

"ireo babo rehetra." Ity dia maneho ireo fananana sy harena izay hangonin'ny tafika rehefa maharesy ady iray."

haolo

"antontan-korontana"

tsy ho hatsangana intsony izany

DH: "tsy hisy olona hanangana indray ilay tanàna intsony."