plt_tn/deu/12/13.md

16 lines
419 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Tandremo tsara ny tenanao
"mitandrema tsara"
# ny toerana rehetra izay hitanao
"ny toerana rehetra izay mahafinaritra anao" na "na aiza na aiza tianao"
# fa eo amin'ny toerana izay ho fidian'i Yaveh
Ireo fanatitra dorana dia tokony atao any amin'ny tabernakely. Yaveh mihitsy no hisafidy izay hametrahana ilay tabernakely.