plt_tn/deu/09/19.md

589 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan' Israely ny amin'izay nitranga tany aloha.

Fa natahotra ny fahatezerana sy ny firehetan'ny tsy fankasitrahana izay tena nahatezitra an'i Yaveh taminareo ka saika handringana anareo aho

Ny teny hoe "fahatezerana sy firehetan'ny tsy fankasitrahana" dia sarinteny ny amin'izay ho ataon'i Yaveh satria tezitra sy tsy nankasitraka Izy. DH: "Tezitra taminareo Yaveh—tena tsy nankasitraka tanteraka anareo Izy—ampy hamotehana anareo ny fahatezerany, ka noho izany dia natahotra ny amin'izay mety ho ataony aho"