plt_tn/deu/09/11.md

562 B

efapolo andro sy efapolo alina

"40 andro sy 40 alina"

ireo vato fisaka roa, dia ireo vato fisaky ny fanekena

Ny fehezanteny faharoa dia manazava fa "ireo vato fisaka roa" no nanoratan'Andriamanitra ireo didy folo.

fa ireo vahoakanao ... efa nanimba ny tenan'izy ireo

"ireo vahoakano ... dia manao izay ratsy." Misy teny mitovitovy hita ao amin'ny 4:15.

Nalaky nivily tamin'ny lalana nandidiko azy izy ireo

Mosesy dia miresaka toy ny hoe mandeha amin'ny lalana ny fankatoavana ireo didin' Andriamanitra. DH: "Efa tsy nankatoa ireo didiko izy ireo"