plt_tn/deu/05/17.md

336 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

Aza

Adikao toy ny tao amin'ny 5:9 ity.

Aza mijangajanga

"Aza miara-mandry amin'ny olona hafa tsy vadinao"

Aza manao vavolombelona diso amin'ny mpiara-belona aminao

"aza milaza lainga momban'olona"