plt_tn/deu/05/07.md

506 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nandidian'i Yaveh azy ireo. Ny hoe "tsy hanana" sy "tsy hanao" dia baiko. Izy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

Tsy hanana andriamanitra hafa eo anoloako ianareo

"tsy tokony hanompo andriamanitra hafa ankoatra Ahy ianareo"

izay ety amin'ny tany ety ambany, na izay anaty rano ety ambany

DH: "ety an-tany ambany tongotrao izany, na any anaty rano ambanin'ny tany"