plt_tn/deu/02/34.md

338 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoaka ny amin'izay nitranga tany aloha.

Nalaintsika avokoa ny tanànany rehetra

"nalaintsika avokoa ireo tanànan'i Sihona Mpanjaka rehetra"

naringantsika tanteraka ny tanàna rehetra

"novonointsika ny olona rehetra izay nipetraka tao amin'ny tanàna rehetra"