plt_tn/deu/02/24.md

48 lines
1.4 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Tapitra ny fanomezan'ny mpanoratra fampahafantarana fototra ary milaza izay nolazain'i Mosesy tamin'ireo Israelita indray.
# Ankehitriny mitsangàna
Yaveh milaza an'i Mosesy ny amin'izay tokony hataon'ny vahoaka. "Ankehitriny mandehana"
# mandeha amin'ny dianareo
"tohizo ny dianareo"
# lohasahan'i Arnona
Ity dia anaran'ny Reniranon'ny lohasahan'i Arnona. Manorina ny sisin-tany eo anelanelan'i Moaba sy ny Amorita izany.
# natolotro eo am-pelatananao
Ny hoe "eo am-pelatananao" dia midika hoe "eo amin'ny fitondranao na fahefanao." DH: "Nomeko anao ny fahefana handresy"
# am-pelatananao ... Santaro ny fanananao ... miadia ... horohoro anao ... vaovao mombanao ... nohon'ny aminao
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, koa tokony ho "ianao" avokoa.
# Sihona
Anarana mpanjaka ity. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 1:3.
# Hesbona
Anaran-tanàna ity. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 1:3
# miadia aminy
"miadia aminy sy ny tafiny"
# hametraka ny tahotra sy horohoro
Ny teny hoe "tahotra" sy "horohoro" dia manana dika mitovy ary manamafy fa mahery vaika ilay tahotra. DH: "hametraka tahotra mafy"
# ireo olona izay ambanin'ny lanitra iray manontolo
Fomba fiteny ity. DH: "ny olona eo amin'ny tany rehetra"
# hangovitra sy hangorohoro
Ity dia manamafy fa "hangovitra amim-pihorohoroana" ny olona.