plt_tn/deu/01/43.md

24 lines
638 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely
# nanafika ilay tany havoana
Ny sarin-teny hoe "tany havoana" dia maneho ny olona izay mipetraka eny. DH: "nanafika ny olona izay mipetraka eny amin'ilay tany havoana.
# nanenjika anareo toy ny tantely
Ny "tantely" dia biby kely manidina, izay manidina miaraka be dia be ary manindrona ny olona izay mandrahona azy ireo. Izany dia midika fa Armonita maro no nanafika ireo miaramila Israelita ka nila nandao ny ady izy ireo.
# Seira
Anarana sombin-tany ity.
# Horma
Anaran-tanàna ity.
# namely anareo
"namono maro tamin'ireo miaramilanareo"