16 lines
549 B
Markdown
16 lines
549 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy mampatsiahy ny olona ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.
|
|
|
|
# Tezitra tamiko nohon'ny aminareo ihany koa i Yaveh
|
|
|
|
Ity dia maneho ny fotoana tsy nankatoavan'i Mosesy izay nolazain'i Yaveh taminy mba hatao satria tezitra tamin'ny vahoakan'Israely i Mosesy.
|
|
|
|
# Nona
|
|
|
|
Anaran'ny rain'i Josoa ity.
|
|
|
|
# izay mijoro eo anoloanao
|
|
|
|
Ny antony hijoroan'i Josoa manoloana an'i Mosesy dia afaka lazaina mazava tsara. DH: "izay mijoro manoloana anao toy ny mpanomponao" na "izay manampy anao"
|