12 lines
451 B
Markdown
12 lines
451 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy mampatsiahy ny olon'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.
|
|
|
|
# Indro ... Andriamanitrao ... manoloana anao; mandehana, mandovà ... razambenao taminao; aza matahotra, na koa kivy
|
|
|
|
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe miresaka amin'ny olona iray izy.
|
|
|
|
# efa nametraka ny tany manoloana anao
|
|
|
|
"hanome ity tany ity ho anao." Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 1:7.
|