plt_tn/deu/01/09.md

24 lines
820 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan' Israely ny amin'izay nolazain'i Yaveh tamin'izy ireo.
# Niresaka taminareo aho tamin'izany fotoana izany
Eto ny "aho" dia maneho an'i Mosesy. Ny fehezanteny hoe "tamin'izany fotoana izany" dia maneho ny fotoana naha-tany Horeba an'ireo Israelita, izay mitovy amin'ny Tendrombohitra Sinay. DH: "Tamintsika tany Horeba, dia niresaka taminareo aho"
# Tsy zakako irery ianareo
Eto ny hoe "tsy zaka" dia midika hoe "mitarika" na "manapaka." DH: "be loatra ho ahy ny mitarika irery anareo"
# maro toy ny kintana eny an-danitra
Fanitarana ity izay midika fa Andriamanitra dia nampitombo be ny isan'ireo Israelita. DH: "vahoaka be"
# arivo eny
Ny fehezanteny hoe "arivo" dia sariteny anehoana ny hoe "betsaka." DH: "imbetsaka"
# arivo
1000