plt_tn/dan/02/19.md

12 lines
358 B
Markdown

# Tamin'io alina io dia nambara tamin'i Daniela tanaty fahitana ilay zava-miafina
DH: "Tamin'io alina io dia nambaran'Andriamanitra ilay zava-miafina."
# ilay zava-miafina
Izany dia ilazana ny nofin'ny mpanjaka sy ny dikany.
# Miderà ny anaran'Andriamanitra
Eto ny teny hoe "anarana" dia ilazana an'Andriamanitra ihany. DH: "Miderà an'Andriamanitra."