plt_tn/col/03/18.md

20 lines
410 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly avy eo dia nanome torolalana manokana an'ireo reny, ray, zanaka, raibe, ary tompo.
# Ry vehivavy, maneke ny
"Ry vehivavy, mankatoava"
# izany no mety
"izany no marina"
# aza masiaka amin'izy ireo
"aza ratsy fanahy amin'ny" na "aza tezitra amin'ny"
# aza manao izay mampalahelo ireo zanakareo
"aza manao izay mampatezitra ny zanakareo amin'ny tsy misy antony"