plt_tn/amo/06/09.md

1015 B

Raha misy havan-dralehilahy tonga mba haka ny fatin'izy ireo—ny iray izay handoro ny fatin'izy ireo aorian'ny hitondrany ireo faty mivoaka ny trano—raha miteny amin'ny olona ao an-trano izy hoe: "Misy olona miaraka aminao ve ao?"

Tsy dia tena mazava tsara ny hevitr'io teny io. Ireo mety ho heviny dia: 1) "Ny havan-dralehilahy" dia iray amin'ireo izay "manandratra ny vatany" ary "handoro ... ireo faty," ka hilaza amin'ny olona izay misitrika ao anatin'ny trano aorian'ireo fianakavian'ireo folo lahy maty. 2) Ny "havan-dralehilahy" izay "tonga mba haka ny vatan'izy ireo" dia olona hafa amin'ny "iray izay handoro ... ireo faty," ka nifampiresaka tamin'izy ireo tao amin'ny trano hoe: "hoavy ny havan-dralehilahy mba hanandratra ny vatan'izy ireo miaraka amin'ny iray izay handoro ny fatin'izy ireo aorian'ny analana azy ireo ao an-trano- raha mbola tao an-trano izy ireo dia niteny momban'ny fandorona ny faty ny havany, "Misy ... ve?""

Mandoro faty

Mandoro vatana efa maty

Faty

Vatana efa maty