plt_tn/amo/03/11.md

461 B

Seza

Seza lava malefaka ampy hitsorana

Eo anjoron-tseza fotsiny, na koa eo anjorom-parafara ihany."

Sarotra takarina ity teny ity amin'ny Hebreo, ary hafa ny heviny amin'ny amin'ny dikan-teny taty aoriana. Ny famakafakana amin'ny UDB, mitovy amin'ny dikan-teny taty aoriana, mampiasa sarin-teny. Midika izany fa na dia iray amin'ny ankamaroan'ny Israelita no te ho voavonjy, mety ho voavonjy ny apahany amin'ireo entana ao an-trano raha misy firehetany.