plt_tn/amo/01/01.md

17 lines
619 B
Markdown

# Ireto zavatra ... noraisin'i Amosa ... tao amin'ny fanambarana
Azon'i Amosa ny zavatra rehetra izay itany na reny avy amin'Andriamanitra.
# Hierona avy any Ziona i Yaveh; hampiakatra ny feony avy any Jerosalema Izy
Mitovy hevitra ireto teny roa ireto.
Asongadin'izy ireo miaraka fa nanao feom-pifaliana tahakan'ny anomanany ny fitsarana ny firenena i Yaveh.
# Hierona i Yaveh
tahaka 1) ny liona na 2) ny kotroka
# Yaveh
Io no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ireo vahoaka tao amin'ny Testamenta taloha. Jereo hoe ahoana fomba nandikana ny mahakasika an'i Yahveh ao amin'ny fandikan-teny maneran-tany.