plt_tn/act/28/21.md

312 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Namaly an'i Paoly ireo mpitarika Jiosy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Etony teny hoe "izahay," ary "isika" dia manondro ireo mpitarika jiosy any Roma.

ratsy laza eny rehetra eny

DH: "Jiosy maro manerana ny Fanjakana Romanina no milaza zavatra ratsy momba izany"