plt_tn/act/28/07.md

576 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

eto ny teny hoe "antsika" sy "isika" dia manondro an'i Paoly sy Lioka ary ireo niara-dia taminízy ireo.

Ary tamin'ny toerana akaiky teo

Ny "ary" eto dia nampiasana mba hampidirana olona vaovao ao amin'ny tantara.

ehilahy lehiben'ny nosy

Ireo azo handikana azy 1) Mpitarika voaloany ireo olona 2) olona izay tena manan-danja teo amin'ilay nosy, mety noho ny harenany.

Ny rain'i Poplio dia nararin'ny tazo sy fivalanan-drà

Ity no fanazavana momba ny tantaran'ny rain'i Poblio izay manan-danja tokoa mba hahazoana ny tantara.