plt_tn/act/26/27.md

692 B

Mino ny mpaminany ve ianao, ry Agripa mpanjaka?

Nametraka ity fanontaniana ity i Paoly mba hampahatsiahivana an'i Agripa fa efa ninoan'y ny zavatra nolazain'ireo mpaminany momba an'i Jesosy.DH: "Efa mino ny zavatra nolazain'ny mpaminanin'ny Jiosy, ry Agripa Mpanjaka."

Ao anatin'ny fotoana fohy ve no handresenao lahatra ahy sy hanaovanao ahy ho kristiana

Nametraka io fanontaniana io i Agripa mba hampisehoana amin'i Paoly fa tsy afaka mandresy lahatra an'i Agripa izy raha tsy misy porofo hafa.DH: "Azo antoka fa tsy mino ianao fa afaka mandresy lahatra ahy hino an'i Jesosy!"

fa tsy miaraka an'ireny rojo ireny

DH: "mazava ho azy, tsy tiako raha ho voafonja tahaka ahy ianareo"