plt_tn/act/25/21.md

349 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Festosy dia mamarana ny fanazavana ny mombamomba aní Paoly amin'ny Mpanjaka Agripa.

Fa rehefa nangataka ny hijanonana ao am-ponja mba hiandry ny fanapahan-kevitry ny Amperora i Paoly

DH: "Fa rehefa nisisika ny hijanona eo ambany fiambesan'ireo Romana i Paoly mba hanapahan'ny emperora hevitra ny momba azy"