plt_tn/act/25/17.md

8 lines
359 B
Markdown

# Noho izany
Io teny io dia manamarika ilay fanambarana noho izay voalaza teo aloha. Fetosy dia miteny fa ny olona voaheloka dia tokony ho afaka mifanatrika amin'ny mpiampanga azy ary miaro ny tenany.
# mahakasika ny fivavahan'izy ireo manokana
Eto ny "fivavahana" dia midika ny rafitry ny finoan'ny olona manoloana ny fiainana sy ny hery tsy voajanahary