plt_tn/act/25/13.md

341 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Festosy manazava ny mombamomba an'i Paoly amin'ny Mpanjaka Agripa.

Nisy lehilahy iray navelan'i Felix aty toy ny gadra

DH: "Rehefa namela ny biraony i Feliksa, dia namela ilay lehilahy ho gadra ao"

nangataka teny fanamelohana ho azy izy ireo

DH: "nangataka izy ireo mba ho helohina ho faty izy"