plt_tn/act/25/11.md

595 B

Kanefa raha nanao ratsy aho ... dia tsy misy olona afaka mitondra ahy ho any amin'izy ireo.

Raha meloka i Paoly, dia hanaiky ny fanasaziana izy, kanefa fantany fa tsy meloka izy.

raha nanao izay mendrika ny fahafatesana

"raha nanao izay diso ka mendrika fahafatesana aho"

Fa raha tsy misy ireo fiampangan'izy ireo

"raha tsy marina ny fiampangana ahy"

tsy misy olona afaka mitondra ahy ho any amin'izy ireo

Ireo mety ho dikany 1) Festosy dia tsy manana fahefana ara-dalana hitondra an'i Paoly eo amin'ireo mpitory sandoka

tamin'ny filan-kevitra

DH: "tamin'ny mpanolo-tsainany"