plt_tn/act/25/09.md

579 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia nangataka mba ho tsaraina eo anoloan'i Kaisara.

nitady izay ahazoana ny fankasitrakan'ireo Jiosy

Eto ny hoe: "ireo Jiosy" dia midika hoe mpitarika Jiosy. DH: "te-hampifaly ireo mpitarika Jiosy"

ho tsaraiko momba ireny zavatra tany ireny

DH: "ho tsaraiko amin'ireo fiampangana ireo ianao"

Mitsangana eto anoloan'ny seza fitsaran'i Kaisara aho izay tsy maintsy hitsarana ahy

Ny "seza fitsarana" dia manondro ny fahefan'i Kaisara hitsara an'iPaoly. DH: "Mangataka ho eo anatrehan'i Kaisara aho, mba hahafahany mitsara ahy"