plt_tn/act/25/04.md

333 B

Kanefa Festosy namaly fa gadra ao Kaisaria Paoly, ary izy tenany dia hiverina any tsy ho ela

DH: "Fa Festosy niteny hoe: "Paoly dia gadra ao Kaisara , ary izaho dia hiverina tsy ho ela"

dia tokony hiampanga azy ianareo

"dia tokony hiampanga azy amin'ny fandikana lalàna ianareo" na "tokony hitondra fanamelohana azy ianareo"