plt_tn/act/24/14.md

664 B

izaho manaiky izao aminao

"ampahafantariko anao izao" na "izaho manambara izao aminao"

araka ny Fampianarana

"ny Fampianarana" dia nampiasaina amin'ny maha-Kristiana tamin'ny andron'i Paoly.

dia toy izany koa no hanompoko ny Andriamanitry ny razambentsika

Paoly dia mampiasa ny fehezanteny "toy izany koa" mba hilazana fa amin'ny maha-mpino an'i Jesosy azy, dia manompo an'Andriamanitra tahaka ny razambe izy. Tsy mpitarika "sekta" izy na mampianatra zavatra vaovao izay mifanohitra amin'ny finoana taloha.

ny fitsanganan'ny marina sy ny ratsy fanahy amin'ny maty

DH: "rehefa hampitsangana ny maty rehetra Andriamanitra, ny marina sy ny tsy marina"