plt_tn/act/24/10.md

581 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ny valintenin'i Paoly amin'ny Governora Feliksa momba ny fiampangana azy

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny hoe: "izy ireo" dia manondro ireo Jiosy izay miampanga an'i Paoly.

mpitsara teto amin'ity firenena ity

Ny "firenena"eto dia maneho ny olona rehetra ao amin'ny firenena Jiosy. DH: "mpitsara ny olona ao amin'ny firenena Jiosy"

Ho fantatrao

"Afaka manaporofo ianao"

ary tsy namporisika ny vahoaka

"Tsy nandrangitra ny vahoaka aho"

ireo fiampangana

"fitenenan-dratsy amin'ny fanaovana ratsy" na "ireo fanamelohana"