28 lines
813 B
Markdown
28 lines
813 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Namarana ny taratasiny ho an'Gorvernora Feliksa ilay kapiteny.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
ny teny hoe "Izaho" dia manondro an'i Klaodio Lisia ilay kapiteny.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny vondron'ireo Jiosy izay niampanga an'i Paoly
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ny teny hoe "ianao" dia manondro an'i Governora Feliksa
|
|
|
|
# nefa tsy nisy fiampangana nanohitra azy izay mendrika
|
|
|
|
"fa izy ireo dia niampanga azy tamin'ny fanontaniana momban'ny"
|
|
|
|
# nefa tsy nisy fiampangana nanohitra azy izay mendrika fahafatesana na fanagadrana
|
|
|
|
"fa tsy nisy na inona na inona nanohitra azy izay hahatonga ny fahefana Romana hamono azy na handefa azy any am-ponja"
|
|
|
|
# Avy eo dia nampafantarina ahy
|
|
|
|
"Nahafantatra aho avy eo"
|