plt_tn/act/23/25.md

730 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny kapiteny dia nanoratra taratasy ho an'i Feliksa Governora momba ny fisamborana an'i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Klaodio Lisia no anaran'ilay kapiteny. Ny governora Feliksa no mpitondra nanerana ny faritra Romanina manontolo.

"Klaodio Lisia ho an'i Feliksa governora tsara indrindra, arahaba

Ity no fampidirana amin'ny fomba ofisialy amin'ilay taratasy. Nanomboka nanondro ny tenany ilay kapiteny. DH: "Izaho Klaodio Lisia dia manoratra ho anao ry Feliksa governora faran'izay tsara. Miarahaba anao "

Io lehilahy io dia nosamborin'ireo Jiosy

Eto ny "Jiosy" dia midika "ny sasany amin'ireo Jiosy". DH: "Ny sasany tamin'ireo Jiosy dia nisambotra ity lehilahy ity"