plt_tn/act/23/14.md

12 lines
715 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Jiosy efa-polo tamin'ny 23:12.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny "ianareo" manondro ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona.
# "Izahay dia efa nanao fanozonana lehibe tamin'ny tenanay, mba tsy hihinana na inona na inona ambara-pamonoanay an'i Paoly
Mba hanaovana voady sy hangataka amin'Andriamanitra mba hanozona azy ireo raha tsy manatanteraka ny voadiny izy ireo dia voalaza fa toy ny hoe fanozonana no zavatra entin'izy ireo eo an-tsorony. DH: "Nianiana tsy hihinana na inona na inona isika raha tsy efa namono an'i Paoly. Niangavy an'Andriamanitra izahay mba hanozona anay raha tsy manao izay nampanantenainay izahay"