plt_tn/act/21/39.md

492 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanomboka niaro izay vitany i Paoly.

namela azy hiteny ilay kapiteny

DH: "nanome alalana an'i Paoly hiteny ilay kapiteny"

nitsangana teo amin'ny tohatra i Paoly

Ny teny "tohatra" eto dia manondro ireo zana-tohatra mankan amin'ilay rova.

nanao fihetsika tamin'ny tànany tamin'ny vahoaka

DH: "nanao fihetsika tamin'ny tànany tamin'ny vahoaka mba hampanginana ireo olona.

Rehefa nisy fahanginana lalina

"Rehefa nangina tanteraka ireo olona"