plt_tn/act/21/30.md

860 B

Nifanaritaka ny tanàna rehetra

Ny teny "rehetra" eto dia hitatra mba ho fanamafisana. Ny teny "tanàna" indray dia maneho ireo mponina tao Jerosalema. DH: "vahoaka maro tao an-tanàna no niha tezitra tamin'i Paoly.

nakatona teo noho eo ny varavarana

Nakaton'izy ireo ny varavarana mba tsy hisian'ny korontana tao amin'ny faritry ny tempoly. DH: "nakaton'ireo mpiambina tempoly haingana ireo varavarana"

nisy vaovao tonga tany amin'ny kapitenin'ny mpiambina

Eto ny "vaovao" dia manondro ilay mpitondra hafatra izay nandeha nilaza ireo vaovao. DH: "nisy olona napandre ireo vaovao tany amin'ilay kapiteny lehiben'ny mpiambina.

kapiteny lehibe

"mpitarika miarammila manodidina ny 600"

mikorontana avokoa Jerosalema iray manontolo

Ny teny "Jerosalema" eto dia manambara ireo olona tao Jerosalema. DH: "olona maro tao Jerosalema no nikorontana.