plt_tn/act/21/17.md

486 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tonga tao Jerosalema i Paoly sy ireo mpiara-dia taminy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izy" sy "ny azy" dia manondro an'i Paoly. Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo loholona.

nandray anay am-pifaliana ireo rahalahy

Ireo "ireo rahalahy" dia manondro ireo mpino any Jerosalema na lahy na vavy. DH: "noraisin'ireo mpiray finoana taminay izahay"

izy, dia nitatitra tsirairay

"Notantarainy an-tsipiriany ny rehetra"