plt_tn/act/21/15.md

448 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Eto no mifarana ny fotoana nijanonan'i Paoly tao Kaisaria.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izahay" sy "anay" dia manondro an'i Lioka sy Paoly ary ireo niaraka taminy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny sasany tamin'ireo mpianatra avy tao Kaisaria.

mpianatra mainty molaly

Midika izany fa anisan'ireo voalohany nino an'i Jesosy i Menasona.