plt_tn/act/20/36.md

405 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Namarana ny fotoanany niaraka tamin'ireo loholon'ny fiangonana tany Efesosy tamin'ny fivavahana niaraka i Paoly.

nandohalika ary nivavaka

Fomban-drazana mahazatra ny mandohalika rehefa mivavaka. Fanehoana ny fanetren-tena teo anatrehan'Andriamanitra izany.

nanoroka azy

Ny fanoroana olona eo amin'ny takolaka dia fanehoam-pitiavana tany Afovoantany Atsinanana.