plt_tn/act/20/07.md

450 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Miresaka momban'ny fitorian'i Paoly tany Troasy sy izay nitranga tany Eotyko i Lioka.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "isika" dia manondro an'i Lioka, Paoly ary ireo mpiara-dia amin'izy ireo.

hanapaka ny mofo

Ny mofo no fihinana mandritran'ny fisakafoana. Eto ny " hanapaka ny mofo" dia midika fa nifampizara izany izy ireo.

efitra ambony

Izany dia mety tany amin'ny efitra fahatelo