plt_tn/act/19/28.md

20 lines
820 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpanao asa tanana izay nanao ireo sampy (19:23). Ny teny faharoa hoe "izy ireo" dia manondro ireo olona izay nivory mba hihaino ireo mpanao asa tanana izay niteny mafy.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Tonga avy tany Makedonia i Gaio sy Aristarko saingy niara-niasa tamin'i Paoly tany Efesosy tamin'izany fotoana izany.
# feno hatezerana izy ireo
Izany dia miresaka momba ireo mpanao asa tanana toy ireny hoe fitahirizana ireny. Eto ny "fahatezerana" dia lazaina toy ny hoe zavatra mameno ilay fitahirizana azy. DH: "dia nihatezitra mafy izy ireo"
# Feno fifanjevona tao amin'ny tanàna iray manontolo
DH: "Dia nihorohoro ny vahoaka eran'ny tanàna ary nanomboka nihiaka"
# Gaio sy Aristarko
Izany no anaran'ireo lehilahy.