plt_tn/act/18/18.md

558 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity dia manohy ny tantaran'ny dia missionera nataon'i Paoly sy Akila ary Timoty. Izany dia toa manambara fa i Silasy sy Timoty dia nitoetra satria izy dia miteny izy hoe "izy"

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Kenkrea dia seranan-tsambo izay ao amin'ny faritr'i Korinto.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Paoly.

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ny teny "izy ireo" eto dia manondro an'i Paoly, Prisila ary Akila.

namela ireo rahalahy

DH: "nandao ireo namana mpino"