plt_tn/act/17/19.md

40 lines
1.7 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izy ireo" sy "izahay" dia manondro ireo filozofa Epikoreana sy Stoika.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "izy" sy "anao" dia manondro an'i Paoly
# Naka an'i Paoly izy ireo ary nitondra
Tsy midika izany hoe nosamboriny i Paoly. Nanasa an'i Paoly hiresaka am-panajana tamin'ireo mpitarika azy ireo.
# tao amin'ny Areopago
I "Areopago" no toerana niarahan'ireo mpitarika. DH: "tamin'ireo mpitarika nihaona tao Areopago"
# 'ny Areopago niteny hoe
Eto ireo mpitarika ao amin'ny Areopago dia niresaka. DH: "ny Areopago. Ireo mpitarika dia nilaza tamin'i Paoly hoe"
# Areopago
Io dia vato malaza na havoanan'i Atena izay mety nihaonan'ny fitsarana tampony tao Atena
# Fa mitondra zavatra hafahafa tsy fahenon'ny sofinay ianao
Ny fampianaran'i Paoly momba an'i Jesosy sy ny fitsanganana amin'ny maty dia lazaina ho zavatra iray azon'ny olona iray entina amin'ny olona hafa. Ao ny "sofina" manondro ny zavatra henony. DH: "Ny fampianaranao zavatra tsy mbola henontsika talohan'izay
# Ary ny Atenina rehetra sy ny vahiny nipetraka dia nandany ny fotoanany tamin'ny tsy nisy fa ihany koa tamin'ny filazana na fihainoana momban'ny zava-baovao.
Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fitsarahana ao amin'ny tantara fototra. Eto i Lioka dia mitantara fanazavana momba ny olona niaina tany Atena sy ny fahalianany amin'ny fampianarana vaovao.
# ny Atenina rehetra
Ny "Atenianina" dia olona avy any Atena, tanàna akaikin'ny morontsiraka ambanivan'i Makedonia (Gresy ankehitriny).
# filazana na fihainoana momban'ny zava-baovao
"miresaka hevitra filozofika vaovao" na "miresaka momba izay zavatra vaovao ho azy ireo"