plt_tn/act/17/16.md

12 lines
605 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia ampahany hafa amin'ny tantaran'i Paoly sy i Silasy. Paoly dia izay niandry an'i Silasy sy Timoty hiaraka aminy tany Atena.
# tonga tezitra tao anatiny ny fanahiny raha vao nahita ny tanàna feno sampy
Eto ny "fanahy" dia manambara an'i Paoly tenany ihany.DH: "nalahelo izy satria hitany fa misy sampy eny rehetra eny tao an-tanàna" na "kivy izy nahita ny sampy eny rehetra eny tao an-tanàna"
# izay nanompo an'Andriamanitra
Izany dia manondro ireo Jentilisa izay midera an'Andriamanitra ary manaraka Azy saingy tsy mankatò ny lalàna jiosy rehetra.