plt_tn/act/17/03.md

586 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Paoly.

Nosokafany ny Soratra Masina

Ireo mety ho dikany 1) mba hanazavana ny soratra masina amin'ny fomba tsotra mba ahazoan'ny olona azy, toy ny hoe manokatra zavatra iray i Paoly mba hahafahan'ny olona mahita ny ao anatiny na 2) nanokatra ara-bakiteny ny boky na horonana ary namaky azy io i Paoly.

fa nilain' i Kristy

"Anisan'ny drafitr'Andriamanitra izany"

ireo mpivavaka Grika

Midika izany fa ireo izay manompo an'Andriamanitra nefa tsy niova fo tamin'ny Jodaisma tamin'ny alalan'ny famorana.