plt_tn/act/17/01.md

20 lines
910 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Izany dia manohy ny tantaran'ny dia misionera nataon'i Paul, Silas ary i Timothy. Tonga tany Tesalonika izy ireo ary tsy niaraka tamin'i Lioka, satria nilaza izy hoe "izy ireo" fa tsy "isika".
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "izy ireo" eto dia manondro an'i Paoly sy Silasy. Ampitahao amin'ny tao amin'ny 16:40. Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Jiosy tao amin'ny synagoga tao Tesalonika.
# tanànan'ny Anfipolia sy Apolonia
Ireo dia tanàna amoron-dranomasina any Makedonia.
# araka ny fomba fanaony
"tahaka ny mahazatra azy" na "araka ny fomba nentim-paharazana azy". Matetika i Paoly dia nandeha tany amin'ny synagoga tamin'ny Sabata rehefa manatrika ao ireo Jiosy.
# nitady hevitra niaraka tamin'izy ireo avy ao amin'ny Soratra Masina
Nohazavain'i Paoly ny dikan'ny soratra masina mba hanaporofoana amin'ireo Jiosy fa i Jesosy no Mesia.