plt_tn/act/16/35.md

616 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no tranga farany ao amin'ny tantaran'i Paoly sy Silasy tany Filipy.

Ary

Ity teny ity dia ampiasaina eto mba hanamarihana ny fisarahana ao amin'ny tantara fototra. Eto i Lioka dia milaza ny zava-nitranga farany tao amin'ilay tantara izay nanomboka tamin'ny 16:16.

nandefa teny tamin'ireo mpiambina

Ity "teny" eto dia midika hoe "hafatra" na "didy". DH: "nandefa hafatra ho an'ireo mpiambina" na "nandefa baiko ho an'ny mpiambina

nandefa teny

ny "nandefasana" eto dia midika fa ny mpitsara dia nilaza tamin'ny olona iray mba hilaza amin'ireo mpiambina ny hafany.