plt_tn/act/16/19.md

884 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy ireo" dia manondro an'i Paoly sy Silasy fa tsy Timoty na Lioka.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny fampiasana roa voalohany ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo tompon'ilay tovovavy izay efa voalaza mialoha. Ny fampiasana fahatelo ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Paoly sy Silasy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny fampiasan'ireo tomponny ny teny hoe "antsika" dia ahitana ireo fahefana izay notakian' izy ireo satria izy ireo koa dia Romanina.

ireo tompony

"ireo tompon'ilay vehivavy andevo"

lasa ny fanantenana ny harenany

Izany dia manondro ny fahaiza-manaon'ilay tovovavy amin'ny fanaovana sikidy na milaza ny ho avy sy ireo olona mba handoa ny saran'ny faminaniany.

anoloan'ireo mpitsara

"eo anatrehan'ny manampahefana" na "mba hahafahan'ny manam-pahefana hitsara azy ireo"